01 novambra: Fotoana ahatsiarovana ireo olomasina ho an’ny mpino katolika

0

Ny voalohany volana novambra, fety fankalazana ny fetin’ny olomasina ary fety voadidy hamasinina toy ny andro alahady ho an’ny fiangonana katolika. Nisongadina tao anatin’ny fanamarihana izany, ny toetra tokony manahaka an’i Kristy sy ny fiombonan’ny olomasina.