07 Desambra 1908 : nivoaka ny didim-panjakana nanokatra ny lalam-by Antananarivo -Brickaville

0

Ny didim-panjakana nanokatra ny lalam-by mampitohy an’Antananarivo – Brickaville indray no ho resahana aminao voalohany ato anatin’ny zana-pandaharana NY LASA eto amin’ny fampahalalam-baovaon’ny KOLO TV. Ny mikasika ireo fepetra harahina raha te hampiasa main d’oeuvre pénale tao amin’ny fonjan’ny Mahajanga kosa no fampatsiahivana ny LASA faharoa.