1 desambra 1643 : nigadona tao Tolagnaro i Pronis

0

T@ taona 1637 dia nisy fikambanam-barotra frantsay niorina natao hoe compagnie de l’orient. Ny antony lehibe nanorenana azy dia ny haka an’i Madagasikara ho zanantany frantsay. Ny fifampivarotana @ mponina tompon-tany no fomba hanatratrarana ny tanjona ka 10 taona no fe-potoana nomena ity compagnie ity hanatanterahany izany.