1 Novambra : fetin’ny Olo-masina rehetra

0

Fetin’ny olomasina rehetra ny voalohan’ny volana novambra izay afangaron’ny ankamaroan’ny olona amin’ny fetin’ny maty. Andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ary andro voadidy hohamasinina ho an’ny krisitianina Katolika. Araka izany, nisy ny lamesa fankalazana izany tamin’ireo fiangonana katolika manerana izao tontolo izao.