mercredi 17 avril 2024

Archives quotidiennes: 5 septembre 2017

Vehivavy Malagasy Miara-Miainga : hitety faritra maro mandritra ny volana Septambra.

0
Toy ny fanao isan-taona, hitety tsena sy faritra maro ny fikambanana Vehivavy Malagasy Miara-Miainga mandritra ity volana Septambra ity. Hivarotra fitaovam-pianarana amin'ny vidiny mirary ho fanalana fahasahiranana ireo Ray aman-dreny. Tanjona ny fiahina ara-tsosialy sy ny fifanampiana amin'ny mpiara-belona.  

Volavolan-dalàm-pifidianana : Eny anivon’ny governemanta

0
Nanamafy io maraina io ny praiminisitra fa ny fanjakana no mandray antanana ny lalàna mikasika ny fifidianana. Eny anivon’ny governemanta ankehitriny ny rijan-dalàna tamin’ireo tolokevitra farany nangonin’ny CENI tamin’ny mpisehatra mandray anjara amin’ny fifidianana. Ny governemanta araka izany no manana ny teny farany amin’io rijan-dalàna io.