Archives quotidiennes: 7 septembre 2017

Filankevitry ny minisitra : orinasam-panjakana 08, hohalalahana ny fivarotana ny actifs.

0
Fananam-panjakana amina orinasam-panjakana miisa 08 no fantatra fa hohalalahana ny ny fivarotana ny actifs ao aminy. Tsy fantatra mazava anefa hatreto ny hoe iza ary aiza avy ireo orinasa ireo ? Inona no tanjona tian'ny mpitondra fanjakana ho tratrarina amin'izany.  

Fanadinam-panjakana : variana amin’ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra

0
Variana amin'ny facebook sy rendrarendra ireo mpianatra. Izay no nisongadina nandritra ny fanadihadiana nataon'ny  Agence capsule sy ny fiaraha-miasa amin'ny  Kolo tv tamin'ny faha 29 Aogositra sy ny 30 Aogositra lasa teo. Ny fomba fampianarana sy ny fomba fitantanana no tokony havaozina hoy kosa ny fanazavan'ny Sojabe ny DEGS .