vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 8 septembre 2017

Madagasikara, tany demokratika : mijanona ho kabary ambony latabatra ihany

0
Mitohy hatrany ny fanapenam-bava sy ny ramatahora ataon'ny fitondram-panjakana amin'ireo izay mijoro miaro ny tanindrazany. Taorian'ny raharaha Clovis Razafimalala, mpikambana eo anivon'ny fiarahamonim-pirenena any amin'ny distrikan'Ambanja izay miaro ny tanindrazany amin'ny fitrandrahana terres rares any an-toerana no hamoronana dossier.

Sendika CUA : tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan’ny Kaominina amin’ny tsy miankina.

0
Tsy ekena ny fanomezana ny fidiram-bolan'ny Kaominina Antananarivo renivohitra amin'ny orinasa tsy miankina hoy ny Sendikan'ny mpiasa. Araka izany, nametraka taratasy fanohanana teny amin'ny Prefet de Police izy ireo omaly. Ho lafo Antananarivo renivohitra raha izao no mitohy, hoy izy ireo.