samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 15 septembre 2017

Fanitsiana lalàmpanorenena : tsy ilaina sady mampidi-doza hoy ny firaisamonim-pirenena

0
Ankoatra ny fanambarana nataon'ny Antoko Malagasy Miara-Miainga dia mampiaka-peo ihany koa izao ny firaisamonim-pirenena manohitra ny fikasan'ny mpitondra hanova ny lalàmpanorenana. Amin'ny maro, ny fiatrehana ny fifidianana Filohampirenena amin'ny taona 2018 no tokony hirosoana.

Fifidianana Filohampirenena  : tokony ho tanterahina amin’ny 2018 hoy ny Ambasadaoro Amerikanina

0
Nanamafy ny amin'ny tokony hanatanterahana ny fifidianana filohampirenena amin'ny taona 2018 ny amerikanina araka ny fanehoan-kevitry ny masoivohony miasa eto amintsika Robert Yamaté. Fifidianana mangarahara, malalaka ary handraisan'ny rehetra anjara no tanjona.