vendredi 26 avril 2024

Archives quotidiennes: 19 septembre 2017

Andiany faha-47 : tsy tokony ho sakana velively amin’ny fanaovana fifidianana Filohampirenena

0
Nilaza ho manokatra adi-hevitra momba ny hanitsiana ny Lalàmpanorenana, indrindra ny andiany faha-47 mialoha ny fifidianana Filohampirenena ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fihaonany tamin'ny mpanao gazety ny sabotsy lasa teo. Tsy tokony ho sakana amin'ny fanaovana fifidianana Filohampirenena amin'ny 2018 anefa izany raha ny voalazan'ny CENI.

Ambohitrimanjaka : nidina an-dalambe ny mponina.

0
Fandraràna ny asa fanaovam-biriky antom-piveloman'ny mponina, famarotana tany amina orinasa iray, ny fanariana fako ataon'ny kaominina manodidina eny an-toerana, ireo raha fintinina ny anton’ny savorovoro teny Ambohitrimanjaka omaly maraina. Nanatanteraka diabe nihazo ny biraon'ny kaominina ny mponina ary nitokona sy nilanja sora-baventy teo anoloan'ny vavahadin'ny kaominina izy ireo.