vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 5 octobre 2017

Collectif Tany : Mitaky ny fampitsaharana ny fitrandrahana ataon’ny DNI metal

0
Miantso ny olompirenena hanangon-tsonia, hampitsaharana ny fitrandrahana ataon'ny orinasa DNI metals ao Ambatolampy-Brickaville ny collectif tany. Toherin'izy ireo ihany koa ny ramatahora atao main'ny mponina any an-toerana. Miantso ny firaisankinan'ny mpiaro ny tany sy ny tontolo iainana ihanby koa izy ireo tao anatin'ny fanambarana navoakany omaly.

Commission consultative : nanao tatitra tamin’ireo mpiara-miombon’antoka

0
Omaly maraina no notontosaina teny amin'ny foibe toeran'ny CENI eny Alarobia ny tatitry ny asa nataon'ilay "commission consultative" nanolotra soso-kevitra ho fanatsarana ny lalàna mifehy ny fifidianana tamin'ireo mpiara-miombon'antoka aminy, toy ny firaisamonim-pirenena, antoko politika ary olompirenena.