vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 6 octobre 2017

Subventions : mifanohitra ny ambaran’ny fitondrana sy ireo kaominina

0
Efa nahazo subventions ny kaominina rehetra eto Madagasikara, mandeha tsara ny fitsinjarana izany, omena subventions ihany koa atsy ho atsy ireo eny anivon'ny fokontany. Izay no nambaran'ny praiminisitra. Etsy ankilany anefa, misy ireo kaominina no efa nandritry ny 2 taona no tsy nahazo izay subventions izay.

Fokontany Alarobia Amboniloha : nitroatra nandà ny handraisana ireo mararin’ny pesta

0
Nitokona nandà ny fepetra noraisin'ny minisiteran'ny fahasalamana amin'ny handraisana ireo ahiana ho voan'ny valan'aretina pesta ao amin'ny biraom-pokontany sy ny "dispensaire" eny amin'ny fokontany Alarobia Amboniloha ireo mponina eny ny alarobia alina teo.