Archives quotidiennes: 10 octobre 2017

Mponina – Anosy Avaratra : mitaky ny hamindrana ireo olona mararin’ny pesta ho amin’ny toerana hafa

0
Takian'ireo mponina ao Anosy Avaratra ny hamindrana ireo mararin'ny pesta tsaboina ao amin'ny hopitalin'Anosy Avaratra. Teny midina no antony nandraisana ireo marary hoy ny tomponandraikitry ny hopitaly. Manoloana izany, mihorohoro ny mponina any an-toerana.

Air Madagascar- Air Austral : Vita sonia ny fifanaraham-piaraha-miasa

0
Tontosa omaly hariva ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin'ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar sy ny kaompania vahiny Air Austral. Haharitra 10 taona ny fiarahamiasa ary hizara roa ny fe-poatoana hitadiavana ny vokatra.