vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 12 octobre 2017

SEFAFI : rariny ary zo ny ampahafantarina

0
Rariny ary zo ny ampahafantarina, io no fanambarana navoaky ny SEFAFI na ny sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena, manoloana ny zava-misy eto amin'ny tany sy ny firenena ankehitriny. Rivo-piainana feno tahotra sy fikoropahana no mahazo sy nibahan-toerana, satria tsy mahomby ny rafitry ny seraseram-panjakana ary miraviravy tanana ny manam-pahefana.

OIF – Fifidianana 2018 : fifidianana Filohampirenena sy Solombavambahoaka

0
Nohamafisin'i Jeneraly SIAKA Siangare, mitarika ny delegasiona avy amin'ny OIF fa ny fifidianana Filohampirenena sy ny Solombavambahoaka no tokony ho tanterahina amin'ny taona 2018 teny amin'ny foibe toeran'ny CENI Alarobia omaly maraina nandritra ny "cadre de concertation" niaraka tamin'ny antoko politika. Fanadihadiana : Andry RAHARISON