samedi 27 avril 2024

Archives quotidiennes: 13 octobre 2017

Sekoly fanabeazana fototra : mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpinatra Ambalasaona Toamasina II

0
Misedra olana goavana ireo sekoly fanabeazana fototra any min'ny tontolo Ambanivohitra eto amintsika. Ohatra amin'izany ny ao Ambalasaona Toamasina faha-2. Fotodrafitr'asa efa nahazoana famatsiam-bola saingy niato hatramin'izao. Ny mpitondra fanjakana sy ireo tomponandraikitra variana amin'ny fihetsiketsehana sy fisehosehoana ety ivelany fotsiny ihany.

Air Madagascar : hanao ahoana ny tohin’ny tantara ?

0
Tamin'ny hafaliana tanteraka no nanatanterahin'ny fanjakana ny fanaovan-tsonia tamin'ny Air Austral. Raha ny fanadihadiana natao anefa, kely dia kely ny tombony ho azon'i Madagasikara amin'ity fifanarahana ity.