vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 9 novembre 2017

Fifidianana sefo Fokontany : ampiharina ny lalàna hoy ny SEFAFI.

0
Tokony hampiharina ny lalàna amin'ny sata mifehy ny fokontany hoy ny SEFAFI na ny Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena. Ny fokontany no miantoka miaraka amin'ny fanjakana ny filaminam-bahoaka, ny fiarovana sivily, ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana.

AVG-CITES : mbola tsy feno ny fepetra hanafoanana ny sazy

0
Mbola tsy feno ny fepetra tokony hanafoanana ny sazy izay mihatra amin'ny firenena Malagasy noho ny fanondranana an-tsokosoko andramena, hoy ny AGV, indrindra mialoha ny fifidianana.Tsymbola nahafeno ny fepetra takian’ny Cites ny mpitondra ary tsy mbola tratra ireo “Gros bonnet” raha ny fanazavana hatrany.