vendredi 26 avril 2024

Archives quotidiennes: 16 novembre 2017

LFI 2018 : adiny iray monja dia lany

0
Ora iray latsaka monja no nandanian’ireo solombavambahoaka miisa 75 ny volavolan-dalàna hifehy ny fitantanam-bolam-panjakana amin’ny taona 2018 omaly atoandro teny Tsimbazaza. Tsy nisy ny adi-hevitra sy fandraisam-pitenenan’ireo solombavambahoaka fa avy hatrany dia tsangan-tanana.

Fizaran’ny filohampirenena kits scolaire : fanambaniana ny Malagasy

0
Fandikan-dalàna sy kajikajy politika amin'ny fifidianana manaraka ny fizaran'ny filohampirenena "kits scolaires" ho an'ny mpianatra omaly teny amin'ny "Coliséum" raha ny nambaran' ny mpandinika ny fiainam-pirenena nanaovana fandihadiana. Tsy mendrika ho an’ny Malagasy ny fitserana. Vahaolana maharitra no ilaina fa tsy vonjy tavan’andro.