vendredi 26 avril 2024

Archives quotidiennes: 17 novembre 2017

FDJ : Lili RABIATA mpanao gazetin’ny KOLO TV no voalohany

0
Omaly maraina no nanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-5 amin’ny FDJ na ny Formation des jeunes jouranalistes, programma iray iarahana amin’ny FES na ny Friedrich Ebert Stiftung tetsy Antaninarenina. I Lili Rabiata, Rédactrice en chef misahana ny toekarena sy sosialy eto amin’ny KOLO TV no voalohany tamin’ity andiany faha-5 ity.

Fitsinjaram-pahefana : mbola lavitr’ezaka i Madagasikara

0
Mbola lavitr'ezaka ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy eto Madagasikara. Na eo aza anefa izany, ataon'ny mpitondra fitaovana hiarovana ny sezany ireo olom-boafidy eny ifotony. Kajikajy Politika no betsaka fa tsy ny finiavana hampandroso marina ny isam-paritra.