Archives quotidiennes: 3 janvier 2018

Kabary faran’ny taona : niniana tsy nasiana nohon’ny tsy fahombiazana ?

0
Sambany teo amin’ny tantaran’ny Repoblikan’i Madagasikara no tsy nisian’ny kabary fitanisana ny zava-bita sy firariantsoa fanaon’ny Filohampirena isaky ny faran’ny taona tamin’ny Alahady alina faha-31 desambra lasa teo. Heverin’ny mpanara-baovao fa ny tsy fisian’ny zava-bita nivaingana vokatry ny tsy fahaiza-mitantana no anton’ny nanafoana io fomba fanao io.

HJRA : 264 ireo marary naiditra hopitaly

0
Nahatratra 264 ireo noraisina teny amin'ny sampana vonjitaitra hjra ny alahady faha-31 desambra 2017 sy ny Alatsinainy voalohan’ny ny volana Janoary 2018. Vokatry ny lozam-pifamoivozana no nahita taha ambony, raha ny fanazavan'ny talen'ny HJRA.