Archives quotidiennes: 11 janvier 2018

AVA

0
33 décès, 22 disparus, et 136 005 sinistrés ont été dénombrés jusqu’ à mercredi suite au passage du cyclone tropical AVA, d’après le bilan provisoire du Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes. D’autre part, 19 infrastructures sanitaires ont été endommagées ou détruites, 77 salles de classe sont utilisées comme site d’hébergement et 34 641 élèves sont privés de cours. En ce qui concerne la région d’Antananarivo Avaradrano, ce secteur compte actuellement 31 746 sinistrés, et 19 585 personnes ont dû être déplacées. Au niveau du secteur de l’éducation, 37 CISCO ont subi des dégâts suite au passage d’Ava. En tout 262 salles de classe ont été totalement détruites et 239 salles ont été décoiffées. A ce jour, pour les zones se trouvant au long de la rivière d’Ikopa, de Sisaony et de Mamba, l’alerte rouge indiquant l’imminence d’un danger est maintenue.

Famolavolana ny lalàm-pifidianana : tsy tokony hisy ho voahilika ireo mpisehatra hoy ny KMF-CNOE

0
Tsy tokony hisy ho voahilika amin'ny famolavolana ny lalàna hifehy ny fifidianana ireo mpisehatra rehetra araka ny fanehoan-kevitry ny KMF-CNOE na ny komity mpanara-maso ny fifidianana. Tokony ho raisina ihany koa ireo soso-kevitra ho fanatsarana izany lalàna mifehy ny fifidianana izany mba hisorohana ny mety ho korontana aorian'ny fifidianana. Ho an'ity firaisamonim-pirenena ity, ny lafiny kara-pifidianana no tokony ho jerena akaiky amin'izao vanim-potoana manakaiky ny fifidianana izao.

Fandalovan’ny AVA : niakatra 33 ireo namoy ny ainy, ary 123 244 ireo traboina

0
Raha ny tatitra vonjimaika voaray omaly, vokatry ny fandalovan'ilay rivo-doza AVA, mahatratra 33 ireo namoy ny ainy ary mihoatry ny 123 244 ireo traboina. Miisa 77 ireo efitrano fianarana andraisana traboina ary 19 ireo tobim-pahasalamana simba tanteraka.