Archives quotidiennes: 12 janvier 2018

Fitomboan’ny isan’ny mpifidy : vitsy dia vitsy tsy araka ny vinan’ny CENI

0
20 andro mialohan’ny hikatonan’ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy. Vitsy dia vitsy tsy araka ny vina napetrakin’ny CENI ny fitomboan’ny isan’ny mpifidy hatramin’ny Alatsinainy faha-8 janoary 2018 lasa teo raha ny teto Antananarivo Renivohitra.

JIRAMA : manadio tena ireo tomponandraikitra.

0
Tsy marina ny filazana fa misy kiatranoantrano nahazon'ireo orinasa tsy miankina ny tsena eo anivon'ny JIRAMA hoy ny tomponandraikitra, raha nihaona tamin'ny mpanao gazety omaly. Ny mifanohitra amin'izany anefa no zava-misy iarahan'ny rehetra mahita ka mampikoroso fahana ny JIRAMA hatramin'izao.