mercredi 24 avril 2024

Archives quotidiennes: 1 mars 2018

Volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana : miseho sahady ny fanakianana

0
Efa manomboka sahady ny fanakianan’ny maro ireo rijan-tenin’ny volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana norafetin’ny governemanta 24 ora monja taorian’ny namoahan'ny governemanta izany. Ohatra amin’izany ny fitsabahan’ny fanjakana amin’ny fitantanana ny fampielezan-kevitra amin’ny fahitalavitra  sy onjampeo tsy miankina.  

Fivoriana tsy ara-potoana : lany ny « ordre du jour »

0
Lany omaly maraina ny  “ordre du jour” na ny lahadinika mandritra ity herinandro ity teny amin’ny Antenimierampirenena. Anio no hanomboka ny asan’ny kaomisionina handinika ireo volavolan-dalàna miisa 6 ho laniana amin'ity fivoriana tsy ara-potoana voalohany ity.