vendredi 26 avril 2024

Archives quotidiennes: 14 septembre 2018

Fifidianana Filohampirenena : efa dodona ny olompirenena

0
Hiroso amin'ny fifidianana ny vahoaka malagasy afaka volana vitsy. Fifidianana izay hanehoan'ny tsirairay ny safidy malalaka an'izay filohampirenena hitondra azy. Vondrona maro no mirotsaka hanaramaso ny fifidianana ankehitriny, mba hitoetra tokoa ny fifdianana madio, mangarahara ary eken'ny rehetra.

Fiakaran’ny vidin’ny solika : jerem-potsiny na maharary aza

0
Tsy vahaolana ny fampiakarana vidin'ny saran-dalana hoy ny fanehoan-kevitr'ireo mpitatitra manoloana ny fikaran’ny vidin’ny solika saika isam-bolana ataon’ny fanjakana. Fantatra fa nahitana fiakarana 50 Ariary isaky ny litatra indray ny vidin'ny solika tamin'ity herinandro ity.