Archives quotidiennes: 13 août 2019

JIRAMA : vola aman-tapitrisany Ariary maro no voahodikodina

0
Tranga fanodikodinam-bola sy fangalarana maro teo anelanelan’ny taona 2017 hatramin’izao 2019 izao no tra-tehaka teo anivon’ny orinasa Jirama. Vokany nisy tamin’ireo mpiasa no voasazy, nisy ihany koa no naiditra am-ponja vonjimaika.

Lalàna mifehy ny mpanohitra : ho laniana eny amin’ny Antenimiera

0
Hatolotra ho laniana eny amin'ny Antenimiera 2 tonta ny lalàna mifehy ny mpanohitra eto Madagasikara mandritra ny fivoriana tsy ara-potoana. Tanjona ny fampandraisana andraikitra ireo antoko amin'ny fanaovana Politika eto amin'ny firenena.

Mpitantana ny tanànan’Antananarivo : hivarotra ambongadiny ny Renivohitra?

0
Notsipahan'ny mpanolotsainan'ny tanàna eo anivon'ny kaominina Antananarivo renivohitra ny fikasan'ny mpitantana hametraka kioske eny amin'ny Arcade Analakely. Fanajana ny drafi-panajariana fa ihany koa ny tsy fisian'ny fitantanana mangarahara ataon'ireo mpitantana no anton'ny fitsipahana izany raha ny fanadihadiana natao.

Lalaon’ny Nosy : notolorana mari-boninahitra ireo Atleta mendrika

0
Tontosa teny IAVOLOHA ny lanonam-panjakana nandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny atleta malagasy niaro ny voninahim-pirenena tany MAORISY nandritra ny lalaon’ny nosy. Ankoatran’ny fanolorana mari-boninahitra, nampitomboin’ny Filohan’ny Repoblika avo 4 eny ny PRIME ho famporisihana azy ireo.