mercredi 24 avril 2024

Archives quotidiennes: 14 août 2019

Raharaha Ambohimahamasina : aiza ny tohiny ?

0
Telo taona aty aoriana, aiza ny tohin'ilay raharaha Ambohimahamasina izay nahavoatonontonana ny Minisitry ny atitany sady Praimiisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier ? Ireo Inspecteur d'Etat miisa 3 indray no niakatra Codis ary miandry ny vokatr'izany amin'izao fotoana.

Rocade Nord-Est Est : nampahafantarina ny rehetra ny tohin’ny asa

0
Androany no nampahafantarin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalàn’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy ny rehetra ny tohin’ny asa fanamboarana ny lalana Rocade Nord-Est Est. Isan’ireo ezaka ataon’ny fitondrana ankehitriny ny fampahafantarana ny rehetra ny fandehan’ny asa ataony mba tsy hahatompon-trano miono ny vahoaka Malagasy, hoy ny Minisitra tomponandraikitra teny an-toerana. Fanampim-panazavana.

Pépinière Analamahitsy : 1 Ha 49 a sisa ny tanin’ny ministera

0
Raha manodidina ny 6 Ha sy 36 ara ny tanin'ny ministeran'ny fambolena sy fiompiana ary ny jono eny Amin'ny Pepinière Analamahitsy, tsy misy hafa-tsy 1Ha sy 49 ara sisa amin'izao fotoana. Tao anatin'ny 1 taona, ny taona 2018, lasa tanin'olon-tsotra "titré et Borné" avokoa ny sisa rehetra.

Tetikasa Fihariana : nisitraka voalohany ny faritra Vakinakaratra

0
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Fihariana, nidina ifotony tany amin’ny faritra Vakinakaratra ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina androany . Tetikasa maromaro tao amin’ny kaominina Andranomanelatra sy Manandona no isany voatazona voalohany amin’izany.

Fahatongavan’i Papa François : ho hentitra ny fitandroana ny filaminana

0
Ho hentitra ny fandaminana sy ny fitandroana ny filaminana eto Andrenivohitra mandritran’ny fitsidihan’ni Papa François an’i Madagasikara manomboka ny faha 6 ny volana septambra izao. Fepetra maro no noraisina mahakasika izany.