lundi 16 septembre 2019

Archives quotidiennes: 19 août 2019

video

Rindram-piaraha-monina : mila haverina ny kolontsaina Malagasy

Manoloana ny tsy fanajàna ny lalàna velona zary lasa fiainana andavanadro ankehitriny, nanambara ny mpahay tantara no mpanadalina ny fomba Malagasy fa ny famerenana ny Kolontsaina Malagasy, mpikatsaka ny rindram-piaraha-monina no tokony haverina. Fanampim-panazavana.
video

Kaominina Matsakabanja : mitaky rano fisotro madio

Mitaky rano fisotro madio ampy ho an'ny filàna isan- tokatrano ny mponina any amin'ny Kaominina Mtsakabanja. Fokontany Maromaro any an- toerana no tsy mbola misitraka izany.