mercredi 24 avril 2024

Archives quotidiennes: 15 septembre 2019

Ceni : miroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amin’ny 27 novambra 2019

0
Miroso amin'ny fanatanterahana ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolon-tsain'ny tanàna ny eo anivon'ny Ceni taorian'ny fahataperan'ny fanaterana ny antotan-taratasin'ireo kandida teny anivon'ny OVEC. Kaominina roa amin'ireo 1 695 ihany nontsy nahitana kandida ho mpanolo-tsaina ka hiandrasana ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.

Edito du 14/09/19

0
Veliranon'Iarivo, io no velirano napetrakin'ny kandida natolotry ny vondrona politika manohana ny Filoha Rajoelina Andry. Velirano hialana amin'izao gaboraraka mahazo an'Iarivo Renivobitr'i Madagasikara izao.

MINSUP : manatratra hatrany ny politikan’ny fanjakana

0
Miezaka manatsara sy manatanteraka ny fanatanterahana ny politika ankapoben'ny fanjakana eo amin'ny tontolon'ny fampianarana ambony ny ministeran'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara tsiansa ankehitriny. Isan'ireo imasoany ny fanatsarana ny tontolon'ny fanabeazana eto Madagasikara amin'izao fotona izao.

Lakan-dranon’ny Pangalana : hohavaozina hahafahana mifamoivoy

0
Horaisin'ny fitondram-panjakana an-tanana ny fanavaozana sy ny fanarenana indray ny lakan-dranon'ny pangalana ahafahana manatsara ny fifamoivoizana amin'ny tapany atsinan'ny nosy. Tombotsoa maro no hohazo avy amin'ny fahavitan'izany raha ny nambaran'ny filohampirenena izay nidina ifotony tany an-toerana tamin'ity androany ity.