Archives quotidiennes: 14 novembre 2019

Fahafatesana mpianatra ho manamboninahitra : hisy fanadihadiana lalina

0
Nitondra fanazavana manoloana ny tranga nahafatesana mpianatra ho manamboninahitra mpanamory tany amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ny fiandohan’ny herinandro teo minisitry ny fiarovam-pirenena androany. Isany notsindriny manokana ny resabe anaty tambazotran-tserasera mahakasika ny fisian’ny faritra mangana amin’ny vatan’ity mpianatra ity.

Tetikasa Tana Masoandro : mizotra araka ny tokony ho izy ny asa

0
Nanaraotra ny fahitana ny minisitry ny fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany io ny mpanao gazety ka nanontany azy ny fizotry ny fanatanterahana ny tetikasa Tana Masoandro amin’izao fotoana izao.

Fitantanana ny fananan-tany : miara-miasa ny MAHTP, ny USAID Hay Tao sy ny OSC

0
Ho fanatsarana ny fananan-tany eto Madagasikara, manamafy ny fiaraha-miasa ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny teram-ponenana ary ny asa vaventy, ny USAID hay Tao ary ireo fiaraha-monim-pirenena. Nisy tamin’ity androany ity ny atrikasa niarahan’ny telo tonta teny Anosy hanavaozana ny fitantanana ny tany sy ny loharanon-karena azo havaozina.

Fanafihanana eto Antananarivo : tratehaka ireo jiolahy 6 mirahalahy

0
Tratehakin'ny eo anivon'ny polisim-pirenena misahana ny ady amin'ny heloka bevava ireo ekipan'ny jiolahy raindahiny bande de 10 izay manatanterka fanafihana eto Andrenivovohitra sy ny manodidina. 6 amin'izy ireo no voasambotra ary iray no maty voatifitra nandritra ny fifanjevona.