Archives quotidiennes: 10 février 2020
Vondrona Afrikana : nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany ny fihaonam-be faha-33
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany ny fihaonam-be faha-33 n’ireo mpitondra fanjakana sy lehibe mpikambana amin’ny governemanta samihafa, mikambana ao amin’ny vondrona Afrikana, tontosaina any Addis Abeba ; izay natrehan’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy. Nandritry ny fitsidihana tany Ethiopie, nihaona tamin’ny praiminisitra Kanadiana ihany koa ny Filoha, ary naneho ny fahavononany hanohana an’i Madagasikara amin’ny lafiny maro i Canada nandritra izay. Isan’izany ny fisitrahana herinaratra, fampiroboroboan’ny fandraharahana sy ny maro hafa.
Polisy monisipaly CUA : namboly zanak’hazo 3500 tany Ankazobe
Ho fanantanterahana ny veliranon’Iarivo, nanantanteraka fambolen-kazo ny polisy monisipaly eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Fototra Zana-kazo miisa 350 isa no novolena tamin’izany.
Baolina lavalava : nandresy tamin’ny isa 28/27 i Cosfa
Lalao taranja Rugby, voahosotra ho tompondakan"i mada ny cosfa rehefa nandavo ny tfa anatihazo t@ isa 28/27.