Archives quotidiennes: 15 juin 2020

Toamasina : mitaraina momba ny faharetan’ny fahatongavan’ny valin’ny fitiliana ireo marary

0
Mitaraina ireo marary manaraka fitsaboana ao amin'ny Toeram-pitsaboana Foyer Social Canada Toamasina. Tara ny fivoahan'ny valin'ny fitiliana, tapaka lava ny Rano, tsy ampy ny sakafo. Izay no vontoatin'ny fitarainana.

Covid-19 : voafonja 41 ao amin’ny fonjan’I Toamasina no voa

0
Voafonja 41 amin’ireo 179 natoka-monina ao amin’ny fonjan’i Toamasina no fantatra amin’izao fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 raha ny fanazavan’ny tale jeneraly misahana ny fandrindrana ny fonja androany. Feno avokoa ireo toerana sy toeram-pitsaboana natokana andraisana ny mararin’ny Covid-19 any an-toerana. Vokany, ao amin’ny fonja ihany no hatoka-monina ireo voafonja ireo.

Brique écologique : vitsy ny mampiasa azy amin’ny fanorenena fotodrafitrasa

0
Manomboka vokarina eto amintsika ny biriky tsy maminmba tontolo iaianana na ireny antsoina écologique ireny. Orinasa madinika iray mampiasa olona 10 hatreto no misehatra amin’izany hatreto. Tany mena sy simenitra ny akora fototra ahazoana ny vokatra izay ahitana karazam-biriky 3 samy manana ny asany avy.