Accueil Société 26 jona 2016 – 26 jona 2018 : tsy nisy tohiny intsony ilay fipoahana nahafaty olona

26 jona 2016 – 26 jona 2018 : tsy nisy tohiny intsony ilay fipoahana nahafaty olona

0
26 jona 2016 – 26 jona 2018 : tsy nisy tohiny intsony ilay fipoahana nahafaty olona

2 taona katroka omaly ny nisian’ilay fipoahana nahafatesana olona 2 ary nandratrana 84 nanadritra ny tolakandron’ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovatena teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Nokilasian’ny Filohampirenena ho asa fampihorohoroana iny tranga iny ary nilaza ny tsy hilefitra manoloana izany izy. Hatramin’izao anefa, tsy nisy tohiny intsony iny raharaha iny, izay mampametram-panontaniana ny mpanara-baovao ny anton’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici