26 Jona 2018 : Samy nanao fankalazana ny kaominina tsirairay

0

Mikasika izay fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena izay hatrany, ankoatry ny filatrona teny Mahamasina sy ny fankalazana teny Iavoloha, samy nanao fankalazana avokoa ny ankamaroan’ny kaominina nanaovana fanadihadihana. Fiarahamivavaka , fanomezana hasina ireo be antitra, fanomezana lanja ny tanora, ireo amin’ny ankapobeny no nentina nanaovana ny fankalazana fanadihadihana.