Accueil Société 2è session Baccalauréat : milamina ny famolavolana ny laza adina

2è session Baccalauréat : milamina ny famolavolana ny laza adina

0
2è session Baccalauréat : milamina ny famolavolana ny laza adina

Nanomboka omaly ny famolavolana ny laza adina amin’ny 2è session’ny bakalorea 2019. Milamina ny famolavolana izany raha ny fanazavana azo tamin’ny tomponandraikitra eo anivon’ny Minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Miankina amin’izay raha ny fanazavana ny mahapanan-danja ny diplaoma.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici