« 2ème session » : natokana ho an’ny bakalorea sokajy ankapobeny

0

Nitondra fanazavana manoloana ny fangatahan’ny mpampianatry ny lisea teknika amin’ny tokony hanatanterahana ny 2ème session ho an’ny bakalorea teknika ihany koa ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nohamafisiny tamin’izany fa natokana ho an’ny sokajy ankapobeny nahitana tsy fahatomombanana ihany ny fanadinana manokana.