« 3ème Forum National Urbain » : hotontosaina ny faha-07, 08 , 09 Oktobra

0

Hotontosaina ny faha-7, 8 , 9 ny volana oktobra izao ao amin’ny village Voara Andohatapenaka ny 3eme Forum National Urbain, izay hiresahana ny fampivoarana ny tanan-dehibe. Lohahevitra maro samihafa no hivoitra mandritra ny hetsika ankoatran’ireo trano eva.