Fihotsahan’ny tany : olona 11 namoy ny ainy.

0

11 ireo namoy ny ainy vokatry ny fihotahan’ny tany teny Tsimialonjafy sy Ambohipotsy alina. Nidina nijery ifotony praiminisitra Ntsay Chritian sy mpikambana teo amin’ny governemanta.