Ady amin’ny asan-dahalo : tsy ampy ny mpitandro filaminana, mirotsaka an-tsehatra ny zazamainty

0

Manoloana ny firongatra sy ny tsy fahafehezan’ny tomponandraikitra isantsokajiny ny tsy fandriampahalemana manerana ny nosy, mahazo vahana eny ifotony, indrindra any ambanivohitra ireo zazamainty, izay maro lavitra noho ny mpitandro ny filaminana any ambanivohitra. Ny mikasika azy ireo sy ny fomba fiasany no entina aminao.