Accueil Société Ady amin’ny Covid-19 : famatsiam-bola 446.7 tapitrisa dolara no andrasan’i Madagasikara

Ady amin’ny Covid-19 : famatsiam-bola 446.7 tapitrisa dolara no andrasan’i Madagasikara

0
Ady amin’ny Covid-19 : famatsiam-bola 446.7 tapitrisa dolara no andrasan’i Madagasikara

Entina aminao ao anatin’ny fanadihadiana manaraka kosa indray ny mikasika ireo famatsiam-bola izay mbola andrasan’i Madagasikara. Raha ny antontanisa nivoitra tao anatin’ny tatitra navoakan’ny minisiteran’ny tetibola sy ny vola, mitentina 466.7 tapitrisa dolara izany.