Ady amin’ny dahalo : miaramila 300 no hihazo ny faritra avaratra andrefan’ny Nosy.

0

Miaramila 300 novatsiana fitaovana sy fiarovana no niainga androany teto Antananarivo renivohitra hihazo ny faritra avaratra andrefan’ny Nosy. Hanatevin-daharanaireo mpitandro filaminana efa misy any an-toerana izy ireo ary hampandry fahalemana ny faritra.