Ady amin’ny herisetra mahazo ny vehivavy : ilaina ny fiaraha-mientan’ny rehetra

0

Ilaina ny fiaraha-mientan’ny hery velona rehetra manoloana ny ady amin’ny herisetra mahazo ny vehivavy. Antony mahasarotra ny ady, efa zary andavanandron’ny ankamaron’ny olona ny fanaovana herisetra hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Centre Social Arrupe teny Faravohitra tamin’ity androany ity.