Accueil Culture Aïd el-Fitr 2020 : androany no fankalazana ofisialy

Aïd el-Fitr 2020 : androany no fankalazana ofisialy

0
Aïd el-Fitr 2020 : androany no fankalazana ofisialy

Nifarana androany ny iray volan’ny Ramadany ho an’ny mpino silamo teto. Tsy nisy ny fanaovana fanompoam-pivavahana lehibe nentina nanamarihana izany noho ny toe-java-misy eto amintsika amin’ny fisian’ny valan’aretina. Nifanatona kosa ankilany ny isam-pianakaviana nanatanteraka ny fiaraha-misakafo.