Air Madagascar- Air Austral : Vita sonia ny fifanaraham-piaraha-miasa

0

Tontosa omaly hariva ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar sy ny kaompania vahiny Air Austral. Haharitra 10 taona ny fiarahamiasa ary hizara roa ny fe-poatoana hitadiavana ny vokatra.