Air Madagascar: hanome 40 tapitrisa dolara i Air Austral

0

Vita tamin’ny Talata teo ny fifanaovan-tsonian’ny fiarahamiasan’izy ireo raha toa ka ny 31 Mai ho avy izao ny fanaovan-tsonia ny fifanarahana. Saingy mipetraka hatrany ny fanontaniana, Inona ny tombontsoa ho azon’i Air Madagasikara amin’ny fananana an’i Air Austral ho mpiara miombon’antoka stratejika?