Ambatonakanga : tapaka ny lalana noho ny fanamboarana

0

Nanomboka omaly ny fanamboarana ny ampahan-dalana eo Ambatonakanga, ary ho tratrarina mialohan’ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena ny asa araka ny nambaran’ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy androany. Ho tapaka ato anatin’ny herinandro vitsy noho izany ny lalana eny an-toerana.