Ambatondrazaka : ho vita afaka 2 andro ny fanamboarana eny amin’ny Seranam-piaramanidina

0

Ho vita amin’ny zoma izao ny « Goudron » eny amin’ny Seranam-piaramanidina Feramanga Ambatondrazaka. Nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa nampanantenain’ny filoham-pirenena tany Alaotra ny Governoran’ny Farira Alaotra Mangoro sy ireo mpiara-miasa aminy androany.