Accueil Economie Ambatondrazaka : niakatra ho 600 Ariary ny vary iray kapoaka

Ambatondrazaka : niakatra ho 600 Ariary ny vary iray kapoaka

0
Ambatondrazaka : niakatra ho 600 Ariary ny vary iray kapoaka

Niakatra ho 600 Ariary ny vidin’ny vary iray kapoaka ao Ambatondrazaka amin’izao fotoana izao. Vokatry ny fitombon’ny filàna any amin’ny faritra hafa, nihena ny vokatra amidy any an-toerana hoy ny talem-paritry ny varotra ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro, anton’ny