Ambohijanaka : nanimba fotodrafitrasa ary naharatrana olona ny fanapoahana vato

0

Nanimba fotodrafitrasa maro ary naharatrana olona ihany koa ny fanapoahana vato nataon’ny orinasa iray eny Ambodiakondro, Ambohijanaka. Mitebiteby vokatr’izany ireo mponina eny an-toerana ary manao antso avo mba hijerena akaiky ny zava-misy eny an-toerana.