Ambohimanga Rova : mila fiarovana amin’ny doro tanety

0

Tao anatin’ny iray volana tsy latsaky ny 10 ireo doro tanety niseho tao anatin’ny commune Ambohimanga Rova. Vokany, tanindin-doza ny vakoka iraisam-pirenena ao an-toerana vokatry ny doro ala ataon’ny olona. Nisy ny fihaonana niarahan’ireo tomponandraiktra isantokony mba hanamafisana ny ady atao amin’izay doro tanety izay.