Accueil Politique Ambohitsirohitra : raikitra ny famoahana entana antsokosoko.

Ambohitsirohitra : raikitra ny famoahana entana antsokosoko.

0
Ambohitsirohitra : raikitra ny famoahana entana antsokosoko.

Nisy andian’olona voalaza fa irak’i Andriamatoa Hugues RATSIFERANA mpanolotsain’ny filoha teo aloha RAJAONARIAMPIANINA Hery namoaka entana tao amin’ny biraom-panjakana eny Ambohitsirohitra. Sarona tany amin’ny fitoeran’antan’io mpanolotsain’ny filoha teo aloha io ny entana sasany tamin’izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici