Amborovy Mahajanga : mitohy ny fanamboarana ny « Logement sociaux »

0

Mitohy hatrany ny fanorenana ny « Logement Sociaux » ao Amborovy Mahajanga amin’izao fotoana. Eo ampanatanterahana ny drafi-panajariana ho an’ny andiany faharoa ny tomponandraikitra amin’izao fotoana ary hatomboka tsy ho ela izany.