Amoron-dalana : amidin’ny kaominina Antananarivo renivohitra avokoa

0

Amidin’ny tomponandraikitra ambony eo amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra tsikelikely ny tanim-panjakana. Toa ny tranga etsy Anosy, na misy aza ny fandraràna avy amin’ny minisitera tomponandraikitra, mitohy ny asa fanorenana kioske.